Book cover

Asa lehibe

Asa lehibe, 1

0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Misy asa mila hataonomanina ho anaofony mbola tsy ary ‘ty tany ity.Anananao ny heryhiadiana mba tsy ho very,hiatrehanao izany dia.Fialofana amin’ny rivo-mahery,Izy tsy hamela anao ho irery.

‘Ty asa lehibe nomena antsikadia anisan’ilay tanjon’ilay Ray.Koa aza kivy e!F’Izy homba anao re,hitarika anao n’aiza aleha.Fa asa lehibe dia lehibe‘ty asa lehibe.

2. Tolory Azy ity fofa Izy haneho tokoahoe iza ianao ary ho aiza moa.Koa araho Izy redia handroso sy handeha‘ty asa lehibe.

‘Ty asa lehibe nomena antsikadia anisan’ilay tanjon’ilay Ray.Koa aza kivy e!F’Izy homba anao re,hitarika anao n’aiza aleha.Fa asa lehibe dia lehibe‘ty asa lehibe.

Ilainy ianao hanampy Azyamin’ny asa sy voninahinyhandraisanao anjara koa

am’ty asa lehibe nomena antsikadia anatin’ilay tanjon’ilay Ray.Koa aza kivy e!F’Izy homba anao re,hitarika anao n’aiza aleha.Fa asa lehibe dia lehibe‘ty asa lehibe.Fa asa lehibe dia lehibe‘ty asa lehibe.