1. He velona ny Ray ary izaho dia tiany hatrany. Ny Fanahy no mibitsika hoe marina izany, ka fantatro avy hatrany.
2. Ny sitrapony ihany no hataoko ety antany. Ny Fanahy no mibitsika hoe vitako izany. Ho vitako izany.