Book cover

Misaotra Anao aho ô ry Ray

Bokin-Kiran’ny Ankizy, 9


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Misaotr(a) Anao aho, ô, ry Ray ‘zay tia ahy, noho ny famindrampo sy fitiavanao ahy. Ka misaotra noho ireo fianakaviana, ‘reo namana tsara sy ‘reo fitahiana.

2. Ampio aho mba ho zaza tsara fanahy, hankatò ‘zay lazain’ ny ray sy reny ahy. Mba tahio sy arovy ity zanakao ‘ty, amin’ ny anaran’i Jesoa Kristy.