1. Fanajana, fitoniana, no hiatrehanay Anao.Fanajana, fitoniana, no hihiranay ho Anao.Fanajana, fitoniana, raha mivavaka.Aoka hitoetr(a)ao am-ponay ny Fanahinao.