Book cover

Ndao hisaotra ny Ray

Bokin-Kiran’ny Ankizy, 15


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Ndao hisaotra ny Ray, ‘lay mpahary anao. Fa nomeny avokoa ‘zao rehetr(a) izao.

2. Sofina sy maso roa, ary tanana, ary ny sakafo koa mba hohanina.

3. Dada, neny, zandry koa, mahafinaritra, dia nomeny avokoa hahasambatra.

4. Ndao hisaotra ny Ray, ‘lay mpahary anao. Fa nomeny avokoa ‘zao rehetr(a) izao.