1. Aondrikay ny lohanayraha hivavaka Aminao.Manatitsaotra Anao ry Raynoho ny soa natolotrao.
2. Aondrikay ny lohanay,miangavy Anao izahay.Ry Tompo ô! Arovinaoizay rehetra atao.