Book cover

Tao an-tranon’omby kely

Bokin-Kiran’ny Ankizy, 25


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Tao an-tranon’omby kely ‘zay mahonena sy fandrian’omby, dia nisy reny sy zazakely nandry tambonin’ny mololo. Ilay reny dia i Maria. Iay zaza no Kristy.

2. Ny Ray no nanirak(a) Azy, zaza iray maha-te ho tia, mba hanambara sy hilaza fomba entimifankatia. ’Zany no hiran’ny anjely, tamin’ ny alin’ ny Noely.