Book cover

I Jesoa dia namantsika

Bokin-Kiran’ny Ankizy, 37


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. I Jesoa dia namantsika, tsy manavaka. Izy no mitarika antsika raha mivavaka.

2. ’Ndeha hidera Az(y) isika, amim-panajana. Fa Jesoa dia namantsika, mendri-piderana.