Book cover

Tian’i Jesoa mba hazava aho

Bokin-Kiran’ny Ankizy, 38


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Tian’ i Jesoa mba hazava aho, toy ny taramasoandro. Na miasa na koa milalao, hamiratr(a) isan’andro.

Hazava isan’andro, Tian’ i Jesoa mba hazava aho. Toa taramasoandro. Hazava toa Azy aho.

2. Tian’ i Jesoa mba hitia aho sy ho tsara fanahy. Haneho fa na mbola kely aza dia miadana am-panahy.

Hazava isan’andro, Tian’ i Jesoa mba hazava aho. Toa taramasoandro. Hazava toa Azy aho.