1. Nitsangan(a) indray Jesoa Kristy. Faly ny fonay fa velon(a) Izy. Ankalazaintsika izao Paska izao. Nitsangan(a) indray ilay Mpamonjy. Nitsangan(a) indray ilay Mpamonjy!