1. Moa ve Jesoa nitsangana? Eny, tam(in’)ny andro fahatelo. Nivoaka avy tao am-pasana Izy. Maria nandre ny feony.
2. Moa ve Jesoa niseho tokoa? Eny, tam(in’) ‘reo mpianany. Dia nankafy sakafo soa. Trondro sy tantely.
3. Teo koa ‘reo diam-pantsika sy ‘reo ratra taminy. Moa ve izaho hitsangana toa an’ i Jesoa? Ô! Eny, izay tokoa!