1. Mino aho fa miposak(a)io masoandro io. Ren’ny Tompo ny vavaka izay nataokoanio. Io no atao hoe finoana, volena dia maniry. Dia hitombo anaty fo, raha manao ny soa.
2. Ny Ray syny zanaka no itokiako. Any aoriana any re ho hitakoiz(y)ireo. Dia lehibe ny finoana, toa tsapako izany. Ny lalana ho hitako, raha toa aho mankatò.