Book cover

Ray ô, ampio aho

Bokin-Kiran’ny Ankizy, 52


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Ray ô! Ampio aho mba hahay hamela ireo ‘zay mety ho ratsy fanahy.

Ampio re aho, mba mitalaho, hitoetra hatrany eo akaikinao.

2. Ray ô! Ampio aho mba hibebaka, hanitsy izay rehetra tsy mety.

Ampio re aho, mba mitalaho, hitoetra hatrany eo akaikinao.