Book cover

Rehefa atao batisa aho

Bokin-Kiran’ny Ankizy, 53


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Endrey nyha kanton’ny tany, tarafin’nyavana, fa voasasan’ nyorana, madio sy mavana.

Mba tiako raha ny fiainako nohadio tahak(a)izany. Hiezak(a) aho hihatsara hatrany mba hoany andanitra any.

2. Rehefa atao batisa aho, voafafa ny otako. Ka ho voavela helok(a) aho, ary hiezaka hankatò.

Mba tiako raha ny fiainako nohadio tahak(a)izany. Hiezak(a) aho hihatsara hatrany mba hoany andanitra any.