1. I Kristy teto antany,nampanantena fahandefa ny Fanahy honamantsika ra(ha)trizay.Ny feon’ny Fa nahymalefaka tokoa.Ny Ray sy i Kristy nohamarininy ao ampo.
2. Rehefa raisinamba ho mpikambana,dia omena ny Fanahyamin’ny Fisoronana.Iriko ny hihaino,(i)zany feo izany.Ka ilay hazavany hitarik(a)ahy hanao ‘zay tsara.