Book cover

Hitady ny Tompo aho dieny izao

Bokin-Kiran’ny Ankizy, 67


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Hitady ny Tompo aho dieny izao. Hampiany hahalala ny marin(a) aho. Ny teniny, halaliniko, hivavaka amin’ny Ray ihany koa. Hitady ny Tompo aho ary hankatò. ‘Reo mpaminany henoiko avokoa. Hitandrina tsara ny didy nomeny. Ka hitady ny Tompo aho na dia mbola kely.