1. Hajao ‘reo didy, hajao ‘reo didy mba hahazo(a)nao fiadanam-po. Ny Ray hita(hy) anao, Ny Ray hita(hy) anao. ‘Reo mpaminany
milaza izany mba hahazo(a)nao fiadanam-po.
2. Zanan(y) isika, zanan(y) isika ka mila sedraina ra(ha)toa hankatò. Matokia ilay Ray, matokia ilay Ray. ’Reo mpaminany
milaza izany mba hahazo(a)nao fiadanam-po.