1. (Zanaka) Atoroy ahyizaylala-mazava.Ampianaro aho hivavaka.Ampahafantaro nyatao hoe tsara,Fa te handeha amin’ny hazavana.
2. (Ray aman-dreny) Ndao re hianatra ny didiny,Mba hiverenana any Aminy.Hahita Azy sy ho hitany,hanohy,handeha amin’ny hazavana.
3. (Miaraka) Fisaorana ry Ray no atolotray,Satria notarihanao izahay.Hira nohideranay Anao re!Faly, ravo noho ‘layhazavana.