1. Rehefa miantso I Neny, Hiaino hatrany aho. ‘Zay tsara indrindra no hataoko isan’ andro izao.
2. Rehefa miantso I Dada Hihaino hatrany aho. ‘Zay tsara indrindra no hataoko isan’ andro izao.
3. Tia sy manome soa, ‘Lay Ray ambony ao. ‘Zay tsara indrindra no hataoko isan’ andro izao.