1. Te hankatò sy hiainany filazantsara re aho.Ny drafitr’ilay Mpamonjyno safidy tiako hatao.
Isan’andro aho hiezaka hanambarasy hiaina ny filazantsara.Isan’andro aho hiezaka hanambarasy hiaina ny filazantsara.
2. Te hino sy hatoky ahofa mihaino ahy ny Ray Tsitoha.Ho sambatra sy hotahiana ahosatria nianatra ny hankatò.
Isan’andro aho hiezaka hanambarasy hiaina ny filazantsara.Isan’andro aho hiezaka hanambarasy hiaina ny filazantsara.