Book cover

Tompo ô! Mivavaka Aminao aho

Bokin-Kiran’ny Ankizy, 75


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Tompo ô mivavak(a)Aminao aho. Lazao ahy ny tokony hatao. Ampianaro ahy izay sitraponao mba ha(ha)takarako ny teninao.

2. Ny tananao hitantan(a)ahy koa mba hotahiana raha mankatò. Ka isan’andro rehefa eo Ianao, miala ny tahotro dia feno hery aho.