Book cover

Izaho hiara-dalana aminao

Bokin-Kiran’ny Ankizy, 78


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Raha toa ka hafa famindr(a) ianao, ao ‘reo hiala sy handao fa ts(y) izaho! Ts(y) izaho! Raha toa ka hafa fiteny ianao ao ‘reo hihomehy tsotr(a) izao fa ts(y) izaho! Ts(y) izaho! ‘Zaho hiara-dalana aminao satria izaho tia anao. Jesoa tia tsisy fepetra, tia ny olona rehetra ka hanao ‘zany aho. Jesoa koa dia nitahy sy niantso hoe : « Manaraha Ahy ». Ka hanao ‘zany aho, ka hanao ‘zany aho. ‘Zaho hiara-dalana aminao satria izaho tia anao.