Book cover

Ho mpanompo mazoto aho

Bokin-Kiran’ny Ankizy, 85


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Ny toetra tian’ ny Tompo dia zotom-po sy finiavana. Ka hanoa ny tenin’i Jesoa, hanompo ny olony am-pitiavana. Hanao ny marin(a) aho. Ho mpankatò ami(n’i)zay atao. Hijoro hatrany, hanao ny tsara. Ho mpanompo mazoto aho.