Book cover

Tovolahy vonona

Bokin-Kiran’ny Ankizy, 88


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Na dia zazalahy kely aho, mbola ho lehilahy lehibe. Raha toa ka miomana aho, madio ny saina, fanahy, dia ho mpihazona ny fisoronan’ ny Ray. Dia hivonona hatrany aho sy hanompo dieny izao. Ka ny soratra masina no ho fiadiako. Dia ho tovolahy vonona aho. Dia ho tovolahy vonona aho.