1. Maniry hanao asa fitoriana ahorehefa mihalehibe.Ho vonona tokoa anie ahohitory tahak(a) ireo misionera re.
2. Maniry aho mba ho afak(a) hizara koany filazantsara rahatrizay,ho an’ nyolondrehetr(a)izay miaina ety.Hanompo sy hanao ny asan’ ilay Ray.