1. Kely ihany ny hazavako izao; Fanilon’ ny finoana. Fa toa masoandron’ilay Ray, namiratra hatrizay.
Mamirata, ary aoka hazava. Mamirata, fa andronao izao.
2. Haneho ny hazavako aho. Jesoa no nandidy ahy. Akariko avo hatrany hatrany ny rehetra ahit(a) izany.
Mamirata, ary aoka hazava. Mamirata, fa andronao izao.