Book cover

Hanao ny tantaram-pianakaviana aho

Bokin-Kiran’ny Ankizy, 100


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Hanao ny tantaram-pianakavianano tanjoko.Rehef(a) atao izany, mamyny fitia ‘zay tsapa ao am-po.Lasa fantatrony tantaran’ireo izay havako,ary ataoko lalandavany tetiarako.

2. Azoko fehezin(a) amikony havako rehetra.Na ny velona na ny maty koa,tsy misy ny mametra.Indray andro any ho tafarakany fianakavianay,tsy hisarak(a) intsony re,mandrakizay.