Book cover

Neny malala

Bokin-Kiran’ny Ankizy, 108a


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Tena tiako ianao ry Neny, ary ilay tsikinao no mitondra hafaliana ao an-tokantrano ao.

2. Tena tiako ianao ry Neny, ny endrikao sariaka, ny masonao dia toy ‘reo kintana ‘zay mibaliaka.

3. Tena tiako ianao ry Neny, ka hiezaka aho izao hanao ‘zay tian’ilay Ray ‘zay nanome ahy anao.