Book cover

Rehefa eny an-tsaha aho

Bokin-Kiran’ny Ankizy, 109


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Voninkazo kanto no hit(a) eny an-tsaha eny,mandrobona tsara sy miloko manga.Angoniko daholo ireo rehetr(a) ireo,hahatsiarovako anao re ry Neny.

2. Voninkazo kanto sy manitra tokoa,no porofom-pitia, ‘zay atolotro.He! Kanto tokoa ireo zavaboary (i)reo.Nampianarinao aho ho tia azy ireo.