Book cover

Tonga i Dada

Bokin-Kiran’ny Ankizy, 110


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Faly aho satria tonga i Dada*.Tena faly tokoa.M(i)tehak(a)aho sady miantsampyeo am-pofoiny koa.Sandriko eo an-tsorony,mamihina mafy koa.Dia ataoko inona ary?Orohako.