1. Tena akaiky ahy ianao ry Dada, ka ampiako hatrany hatrany. Ka tiako ny hitovy aminao any aoriana any. Mampianatra ahy ho marina am(in’) (i)zay rehetra atao. He! Faly be fa manana Dada tia ahy toa anao.