1. Orohanao ahosy fihininao,omenao ny tsikinao.
Enga anie nyankizy erantanyhanana Nenibe* toa anao.
2. Hamakianao boky,hikaloanao hirasy omenao fitia aho.
Enga anie nyankizy erantanyhanana Nenibe* toa anao.
3. Hiezaka ahomanomboka izaoho hendry syho tia anao.