1. Endrey ‘zany hakanton’ilay ‘zao tontolo izao. Mitondra hafatra mamy ery ny zavaboary ao.
Hiraiko, hiraiko, hiraiko, hiraiko ‘lay hiram-pifaliana. Hiraiko, hiraiko, hiraiko, hiraiko ny fisaorako ny Ray.
2. Endrey ‘zany hakanton’ilay ‘zao tontolo-izao. Satria tia ahy ny mpanabe ary ray sy reny ao.
Hiraiko, hiraiko, hiraiko, hiraiko ‘lay hiram-pifaliana. Hiraiko, hiraiko, hiraiko, hiraiko ny fisaorako ny Ray.