Book cover

Raha toa ka faly ianao

Bokin-Kiran’ny Ankizy, 125


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Raha toa ka faly ianao dia mitehafa. * (ta, ta) Raha toa ka faly ianao dia mitehafa. (ta, ta) Raha toa ka faly ianao dia hita eny amin’ ny endrikao. Raha toa ka faly ianao dia mitehafa (ta, ta)