1. Raha sendra miketrona, dia mitsikia. Mba ho tsara endrika, ho mirana ery!
2. Tsisy tia miketrona, ka dia mitsikia. Mba ho kanto ny tontolo, hitsiky, faly ery!