1. Ny mena sy mavo ary manga no— Lokon’ny Kilonga. ‘Zay manana hafatra tsara izay. Natao ho anao sy ho ahy! Mena dia risipo hanao ny tsara. Mavo dia fanompoana lalandava. Manga dia fahamarinana hatrany. Ho faly isika ka ataovy izany.