Book cover

Ny hiran’ny mpamaky lay

Bokin-Kiran’ny Ankizy, 136


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Ra(ha) ’ndeha hifindra hiankandrefana ireo mpamaky lay. Nandroso tamim-pahasahiana ka dia nihirahira hoe: Tariho ny saretintsika, avia koa hanosika, ka sady mandeha no faly ery mandra-pahatonga any andrefana.