1. Ny ankizy mpamaky lay dia velon-kira ery.Hira no namenoan’izy (i)reo ny diany lavitra.Niasa re dia nilalao,nanao madio toy izao.Ny Alahady (i)ndray ry zareo, nivavaka, nitsahatra.