Book cover

Mba ho mpamaky lay

Bokin-Kiran’ny Ankizy, 138


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Tsy voatery handao ny tany nonenana hatrizay ka handeha lavitra vao antsoina hoe mpamaky lay.

2. Ilana herim-po sy asa, finoana an’ilay Ray. Hilofo amin’ny asa soa mba ho mpamaky lay.