Book cover

Misaotra Ray noho ny Mpaminany

Hira avy ao amin’ny Namana


1. Misaotra Ray noho ny MpaminanyNomenao hitarika anay.Misaotra noho ny filazantsaraManazava ny sainayMisaotra noho ‘reo fitahianaNatolotry ny tananaoMahafaly anay ny manompoSy mitandrina ny didinao.