1. Te hankatò sy hiaina ny filazantsara re aho. Ny drafitr’ilay Mpamonjy no safidy tiako hatao.
Isan’andro aho hiezaka hanambara sy hiaina ny filazantsara. Isan’andro aho hiezaka hanambara sy hiaina ny filazantsara.
2. Te hino sy hatoky aho fa mihaino ahy ny Ray Tsitoha. Ho sambatra sy hotahiana aho satria nianatra ny hankatò.
Isan’andro aho hiezaka hanambara sy hiaina ny filazantsara. Isan’andro aho hiezaka hanambara sy hiaina ny filazantsara.