1. He! Velona ny Ray ary izaho dia tiany hatrany.Ny Fanahy no mibitsika hoe marina izany,ka fantatro avy hatrany.
2. Ny sitrapony ihany no hataoko ety an-tany.Ny Fanahy no mibitsika hoe vitako izany.Ho vitako izany.