1. Raha nanatona an’i Jaona i Jesoa tamin’ izany dia natao batisa asitrika. Tao Jordana anie izany.
2. Hoy Jesoa hoe noho ny lalàna no hanaovana izany sy hiakaran(a) any amin’ny Ray ao amin’ny Fanjakany.
3. Aoka isika hanara-dia Azy mba haneho finoana koa. Ka hatao batisa sy hankatò toa a’ni Kristy Jesoa.