1. Tontolo rava no ety,manjombon-dava re.Avia ry ondry hoy Kristyhatoro ‘zay haleha.Isika aniemahay sy nandre‘reo teny ‘zay lazainy.‘Lay hazavanyarahintsika hatrany.
Na afo mandoro,tafiotra koa,na haizim-be,ho tody soa isika,Ny Tompo no toky.Na hisy ranomaso,na hisy handao,‘lay hazavanyfanilo ho antsika.Ny Tompo no toky.Ny Tompo no toky.
2. Tsy hisy zavona hahajambena,ny lalantsika hisinda.Raha eo ‘reo sedra sesehena,ny finoana ataovy ampinga.Fa Izy hanomefiadanam-pohahatonga antsika hahery.‘Lay hazavany tsy hamela antsika,tsy hamela antsika irery.
Na afo mandoro,tafiotra koa,na haizim-be,ho tody soa isika,Ny Tompo no toky.Na hisy ranomaso,na hisy handao,‘lay hazavanyfanilo ho antsika.Ny Tompo no toky.Ny Tompo no toky.
Amy fo manontolo‘sika hatoky ny Tompo,hatoky Azy irery fa tsy ny hafa.
Na afo mandoro,tafiotra koa,na haizim-be,ho tody soa isika,Ny Tompo no toky.Na hisy ranomaso,na hisy handao,‘lay hazavanyfanilo ho antsika.Ny Tompo no toky.Ny Tompo no toky.Ny Tompo no toky.