Ilay fitiavam-pamonjena

Fihirana ho an’ny ao an-tokantrano sy ao am-piangonana, 1001


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Ampianaro aho mba ho tia,tia ilay hatsaranao.Ry Mpamonjy be fitia,he, be indrafo Ianao.Ampianaro ahy ny hidera’lay fitiavam‑pamonjena.’Lay fitiavam‑pamonjenano mihazona ahy tsy hianjera.

2. Indro ny Ebenezerahahatsiarovako Anao.Fony aho nanary tena,ry Jesoa, nitady Ianao.Hamonjena ahy mba tsy ho verydia nalatsany ny rany.Ny hatsarany no hany heryhampody ahy an‑danitra any.

3. Ry Kristy, ô, raiki‑trosaAminao re izaho.’Zany fo mpania sy osa,aoka afatotra Aminao.’Zaho anie ka mora lavo,he, mpanota aho, ry Jesoa.’Zaho mba te ho any amin’ny Avo,anjakao izany fo.