1. Fihirana iray hirao ao an‑tsaina,fa hitondra hery ho anao raha ilaina.Handray ny Fanahy ny fo sy sainao,ka tsy halahelo intsony ianao.
2. Fihirana iray hirao rehefa lao,saintsaino izany raha toa kivy ianao.Handray ny Fanahy ny fo sy sainao,ka tsy halahelo intsony ianao.