1. Mahagaga ahy re ny hatsaranaory Ilay Jesoa Kristy:novonjenao, navotanao’zaho ’zay mpanota ity.
2. Fa Izy Tompo, hanao soa ahy,tsy ho kivy aho, tsy hitaraina.Izy ho ampinga, anjara ho ahy,raha mbola velon’aina.
3. Na loza, angoly nosedraiko,teo Izy niaro hatrany.Ny hatsarany no andrandraikohampody an‑danitra any.