1. Manana fianakaviana aho. Mifankatia ‘zahay. Tiako ny hiarak’ amin’ izy ‘reo mandrakizay.
Fianakaviana mandrakizay No drafitry ny Ray. Fa mba iriako hatrany nyhahatontosa izany, Ka ny Tompo no nanoro ahy Ny fomba hahavitako izany.
2. Dieny izao mbola kely izao, Dia mba tehiomana aho, Mba hanambady mandrakizay any am’ ny tempoly.
Fianakaviana mandrakizay No drafitry ny Ray. Fa mba iriako hatrany nyhahatontosa izany, Ka ny Tompo no nanoro ahy Ny fomba hahavitako izany.