Book cover

Ô Avia, Ry Jesoa Tompo

Hira avy ao amin’ny Liahona (2000–2020)


1. Ô Avia, ry Jesoa Tompo, Tehahita Anao ‘zahay! Ato antranon’omby izao no Toeran’ hitsenana Anao. Ny haizinay, ovao mazava, Ô Avia, ry Mpanazava! Avia ato antranon’omby; Ô Avia, Jesoa!

2. Ô Avia, ry Tompo tia, Vonjeo ‘reo ‘zay ory ampo. Zanak’ ondry be fitia, Tiavo sy hamindrao fo. Tongava ary manjakà Amimboninahitra, Mba hideranay Anao; Ô avia, Jesoa!

3. Ô, avia, r’ilay Mpamonjy, Hazavana vao maraina. Zanakao ‘zahay voavonjy, Ka fafao ny taraina! Tongava ary manjakà Amimboninahitra, Mba hideranayAnao; Ô avia, Jesoa!