Book cover

Vonona aho ny handeha

Hira avy ao amin’ny Liahona (2000–2020)


1. N’aiza n’aizaaho no handeha Dia tsy hoirery re. Fa ny Mpamonjyeo lalandava. AryIzy tsy mandao Mitarika hatrizao, Mitondra hoamin’ny mazava. Na mavesatraaza ny manjo, eo foanaIzy. Koa raha vao maniraka Izy,

Vononaaho nyhandeha, Sahy hijoro re, Handroso aho na hihemotra aza, Nyhafa marobe. Raha toa ampinoana aho no manaraka Azy, Hozakainy nyentakoary Izy hanampy ahy. Izy hanampy ahy.

2. Raha toa ka reraka aho, Dia ao an tsaiko ao, ’reo fitahiany rehetra. Toa sarotra ny dia, fa Izy haneho fitia— Ilay fitia tsy manam petra. Hankahery ary hampitrakaahy foanaIzy. Koa raha vao maniraka Izy,

Vononaaho nyhandeha, Sahy hijoro re, Handroso aho na hihemotraaza, Nyhafa marobe. Raha toa ampinoana aho no manarakaAzy, Hozakainy nyentakoary Izy hanampy ahy. Izy hanampy ahy

Raha hoanyan tany foana, hitety alondrano. No anirahany ahy, Dia ho vononaaho. Hataokoizay asainyataoko, fa Izy no hitantanaahy ho tody soa.

Vononaaho nyhandeha, Sahy hijoro re, ‘Ekeko Izy na handà aza, nyhafa marobe. Raha toa am pinoana aho no manaraka Azy, Hozakainy nyentakoary Izy hanampy ahy. Izy hanampy ahy. Izy hanampy ahy.

N’aiza n’aizaaho no handeha dia tsy hoirery re. fa ny Mpamonjyeo lalandava.